 |
 |
|
 |
 |
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra. Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles... |
 |
|
 |
|
 |
 |
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites |
 |
|
 |
|
 |
 |
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy. Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra. Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache. |
 |
|
|
 |
| Vous êtes ici
:
Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache |
Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache
|
|
Napetrak'i / Mis en ligne dimanche
9 juin 2002 par
Nary
LE MALGACHE AU BACCALAUREAT
|
 |
 |
 |
| Brèves |
 |
 |
 |
|
mercredi
2
juin |
 |
 |
 |
| Tsy mahay teny gasy ny Merina ! |
 |
Tsy mahay teny gasy ny Merina !
Tsy izaho no niteny an'io fa i Francis Turbo tamin'ny mpianatra amin'ny Ambaratonga Ambony an-jatony maro teny Ankatso indray andro. Satria moa izy mpanao hatsikana ary Merina ny ankabeazan'ny nanatrika, dia nihomehy ny rehetra nahare izany. Eo am-pandrasàna anefa (...) |
 |
 |
 |
|
lundi
8
avril |
 |
 |
 |
| Tsipelina / Orthographe |
 |
| Noho ny tsy fahalalana na noho ny fahazaran-dratsy dia mbola ahitana tsipelina diso betsaka ankehitriny any amin’ny lahatsoratra an-gazety, any anaty boky, any amin’ny fanadinana, eny amin’ny peta-drindrina ary indrindra any amin’ny tranonkala internet. |
 |
|