NY HAISORATRA
MALAGASY
Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra.
Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère.
Bilaogy / Blog (vaovao !)
Tantara / Romans
Tononkalo / Poésie

Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles...
Tsipelina / Orthographe
Voambolana / Vocabulaire

Mpanohy any amin'ny namana / Nos Liens
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites

Mpanoratra Efa Fantatra / Auteurs Classiques
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy.
Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache.

Ny Taloha sy ny Ankehitriny / Littérature Traditionnelle
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes.
Fomba amam-panao sy soatoavina
TANTARAM-PIRENENA

Panorama de la littérature malgache
Etat des lieux et perspectives

Sompitra / Bibliographie
Centres de documentation
Fandalinana / Etudes
Ouvrages de référence

Vaovao Farany / Actualités littéraires
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra.
Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache.
Vao niseho / Vient de paraître

Vous êtes ici : Lova Santatra Mikarakara hetsika poetika amin'ny aogositra
Lova Santatra Mikarakara hetsika poetika amin'ny aogositra

vendredi 16 juillet 2010

Lova Santatra

Mikarakara hetsika poetika amin'ny aogositra

Taorian'ny hetsika volana vitsy izao indrindra fa ny fampisehoana lamaody dia ny 27 aogositra izao indray i Lova Santatra no haneho ny talentany any amin'ny Atlantis. Hetsika hafa kely satria alim-piravoravoana sady hahitàna lamaody no hanjakan'ny poezia no hatolony amin'io fotoana io izay anatin'ny fotoam-pilan-tsasatra tokoa. Mbola mitohy hatrany arak'izany ny fikarohana eo amin'ny tontolon'ny lamaody tanterahin'i Lova Santatra na Lovatiana Andriamaherinirina amin'ny tena anarany.

« Poezia » sy « lamaody »

Tontolo roa moa no tena hahafantarana azy ka voalohany amin'izany ny tononkalo satria dia tao anatin'ny Faribolana Sandratra no tena nahafantarana azy hatramin'izay ary namoahany ny antsan-tononkalony voalohany ny taona 1997. Taorian'izay dia nisokatra bebe kokoa tamin'ny lamaody ka ny taona 2007 izy vao tena naneho izany am-pahibemaso tao amin'ny foibe koltoraly Albert Camus. Nandray anjara ihany koa izy tamin'ny « Amalgam 1 » ny taona 2008 tao amin'ny « Cercle Germano Malagasy » sady isan'ny namorona akanjo aminny Takalo Haingo. Tamin'ny taon-dasa dia mbola notohizany izany tamin'ny « Amalgam 2 » ary dia izao indray. Ny fomba fisehon'ilay tantara dia piesy teatraly kely mifanesy ka elanelanin'ny hira sy ny lamaody. Hisy ny lafin'ny hira izay hasehon'i Anyah izay hanolotra RnB notsongaina avy tamin'ny sanganasan'i Lova Santatra ihany.
R.S
Gazetiko du 16-07-10


Dans la même rubrique :
Langue tordue...
Madagascar n'est pas l'Afrique
Hommage à Dadagaby "Voninavoko" le 31 Mai 2003
« Vahao ny gadrany 2 » : Hivoaka Vcd tsy ho ela
Faites connaissance avec la culture Melaky
Kabary. Hivoaka ny boky "Sompitra"
Vaovaon'ny Faribolana SANDRATRTA
Éducation La langue maternelle en construction
BIBLIOTHÈQUE 21 centres de lecture dans tout Madagascar
Vient de paraitre. Lettres lazaristes de Fort-Dauphin à saint Vincent de Paul

HAISORATRA | PLAN DU SITE | PRESENTATION | NOUS ECRIRE | CHARTE | ESPACE PRIVÉ