 |
 |
|
 |
 |
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra. Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles... |
 |
|
 |
|
 |
 |
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites |
 |
|
 |
|
 |
 |
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy. Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra. Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache. |
 |
|
|
 |
(HO FANAMARIHANA NY "FAHA-50 TAONAN'NY FAHALEOVANTENAN'I MADAGASIKARA")
samedi 26 juin 2010,
napetrak'i / mis en ligne par Antsiva
Noho ny amin'ireo nifofotra hahazoam-pahaleovantena, Noho ireo niaritra hirifiry mba hahazoam-pahafahana, Noho ireo nigadra, sesitany, nitolona ho an'ny Firenena, Noho ireo namoy aina, te hiala tamin'ny Fanjanahana, Nahoana no hilavo lefona ka tsy handala Fetim-pirenena Mampiombom-po amam-panahy, mampiray ny Malagasy ? Masina ny Tanindrazana. Na inona endri-pahalemena, Masina ny Tanindrazana. Ka iza indray no hilasilasy Ka tsy hahatsiaro ny hasarobidin'ny ra latsaka hatrizay ? Masina ny Tanindrazana. Satriny hiaraka hamindra, Sy ho vonona hifanasoa ny Malagasy rehetra, ka izay Soa ho an'ny Firenena no tokony hobanjinina indrindra Mba tsy handalo maina foana izany faha-50 Taona Fa hisy akony, fiantraikany eo amin'ny fiainam-pirenena... Ny fifaliana noho ny Fety, tsy fifaliana hampivaona Fa Fety mandrisika hiasa, ka ny Vahoaka no jerena.
Frantsa, 26 jiona 2010
Antsiva
|
 |
 |
 |
Dans
la même rubrique :
Iza moa i Antsiva ?
TE HIVOAKA ANATY VOVO
MALOKA ILA NY TONTOLO
ETSY BABEKO
EXHORTATION
FAMPITAHA
CAPHARNAÜM
HO FAHATSIAROVANA AN'I MARY JONES
TAONA 2006
ASANDRATO RE NY HIRA !
|